Teny iditra | 1 firesaka |
Fototeny | 2 resaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina miresaka: Mahatsikaiky ny firesak' io vehivavy io Anton-dresaka: Ataon' ny olona firesaka io Rangahy io |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] ce dont on cause souvent, manière de causer |
Ohatra |
6 [2.4] Olona niakatra ningodongodona sy nitabataba firesaka tao an-tohatra no nanaitra ahy. |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny firesaka io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |