|
|
|
|

Teny iditra1  firiatra
Fototeny  2  riatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra miriatra, izany hoe mandositra, na mipoaka tampoka: Ny firiatran' ny varatra
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny firiatra io

Fivaditsoratra  6  afaritry, arafitry, arifatry, faritray, fiaritra, firiatra, rafitray, rifatray

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21