Teny iditra | riatra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | Tsy lazaina | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Lasa, lasa nandositra, niparitaka: Vao nipoaka ny basy, dia riatra ny vorona teo ambony hazo Mirintona, miala an-katezerana. [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaram-biby |
| |||||||||||||||
Teny iditra | riatra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Rovitra [1.78] | |||||||||||||||
Teny iditra | riatra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Hirika, loaka [1.78] | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | aritra, raitra, riatra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |