Teny iditra firitso-basy
Singan-teny firitsoka ; basy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vy na hazo lavalava kely amin' ny basy natao hamahanana azy taloha, fa ankehitriny kosa ampiasaina hanadiovana azy fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (firitsobasy) fihitso-basy [1.2]
Tovy hevitra fihitso-basy

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/02