|
|
|
|

Teny iditra1  fihitso-basy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vy na hazo lavalava kely amin' ny basy natao hamahanana azy taloha, fa ankehitriny kosa ampiasaina hanadiovana azy fotsiny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] (fihitsobasy) [Mod. s. from mihitsoka (hitsoka).] A ramrod. See hitsoka, firitsoka, ramirajy.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#169] Baguette du fusil
Voambolana  6  Miaramila
Singan-teny  7  fihitsoka, basy
Tovy hevitra  8  firitso-basy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02