|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  firitsoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  ritsoka
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomban' ny olona miritsoka, mibitsika

Teny iditra (2/3)5  firitsoka
Sokajin-teny  6  anarana
Fototeny  7  ritsoka
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Rotsa-kazo, tehina kely malefolefo (fiteny ihany koa ny hoe faritsoka. nefa ny firitsoka no fandre matetika)
Fanazavàna teny anglisy  10  [1.2] [Mod. s. from miritsoka (ritsoka).] A twig, a rod, a ramrod. Same as faritsoka

Teny iditra (3/3)11  firitsoka
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.196] (de ritsoka : faible bruit, chuchotement ; allusion au bruit du vent dans le feuillage léger de cet arbre). Sophora tomentosa L. (Fabaceae). Les boutons floraux sont très riches en flavonosides. [Tankarana]
Voambolana  14  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  16  firitsoka, fisokitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10