Teny iditra fisabaka (sabaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina misabaka namampihataka ny tongotra roa ho malalaka kokoa ny elanelany: Mampihomehy ny fisabakan' io zaza io rehefa mandeha
Toetran' ny zavatra misabaka: Tsy ampy ny fisabakan' ny lafiny roa amin' itỳ telolafy itỳ [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05