Teny iditra | sabaka (baka) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fampihatahana na fampanalavitana ny tongotra roa Ilazana ny hazo misampana roa Anaran-tsilalaon' ankizy izay misy efitrefitra ka asabaka ny tongotra roa mba tsy hanitsaka ny soritra mampisaraka ireo efitrefitra ireo. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A straddling; the opening of a compass [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action ou état d'être ouvert comme un compas [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | sabaka, sakaba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |