Teny iditra fisafo (safo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina misafo, na mampandalo moramora ny tanana eo ambony zavatra iray izany, na mandalo mba hijery ny fandehan-javatra iray [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31