|
|
|
|

Teny iditra1  safo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fikasihana moramora: Tia safo loha io Rangahy io
4  Fikosokosohana amin' ny tanana, fanorana
5  Fanorana ny kibon' ny bevohoka
6  Fanamarinana sy fijerena ny asa atao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  action de passer la main à plat sur quelqu'un ou sur quelque chose, d'aligner, de polir un mur en terre, d'égaliser la surface d'une mesure de riz
8  figuré: action d'inspecter, d'explorer, de visiter pour surveiller, pour espionner [1.3]
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  19  fosa, fôsa, safo

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01