|
|
|
|

Teny iditra1  fisafoana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  safo
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fampandalovana moramora ny tanana eo ambony zavatra iray: Tsy nahateny Ibalita noho ny henatra, fa fisafoana hatoka no nataony
Fijeren' ny dokotera sy ny mpampivelona ny vehivavy bevohoka: Amin' ny sivy ora ny fisafoana ao amin' ny hopitaly
Fandalovana mba hijery ny fandehan-javatra, mba hanara-maso: Rehefa tonga ny fisafoan' ny lehibe, tonga daholo ny mpiasa rehetra ary misehoho miasa tsara

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29