Teny iditra | 1 fisakaizana |
Fototeny | 2 sakaiza |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fifankatiavan' ny mpisakaiza: Sarobidy ny fisakaizana fa matetika maharitra mandramaty |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] friendship, friendly relations |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] amitié, relations amicales |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny fisakaizana io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |