Teny iditra | 1 fisakanana |
Fototeny | 2 sakana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanasiana fefy: Nasiana fefy fitsakanana ny omby eo akaikin' ny lalamby Fandrarana, fampijanonana: Tokony hanao didy henjana fisakanana ny halatra omby ny fanjakana Fanaovana izay tsy hahatanteraka: Tsy misy tsy mahalala ny fisakanon-dray aman-dreniny ny fanambadian' i Soa [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |