Teny iditra (1/2) | 1 sakana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fefy, gadra: Tokony hasiana sakana eto tsy hidiran' ny alika 4 Sampona, tambana: Ho tonga aho rahampitso raha tsy misy sakana. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 something placed crosswise, a barrier [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 ce qu'on met de travers, barrière [1.8] |
Ohatra |
7 Mametraka sakana maro ny finoana; [2.445#] 8 Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. [1.437#] 9 Faohiny daholo izay sakana mety hanembantsembana ny fahafoizan-tena sy ny fahazoana tsara ny hafa. [1.369#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 22 sakana |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
24 tataom-baravarana [Tanosy]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 25 ankasa, sakana, sanàka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/04 |