Teny iditra | fisamaka (samaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra misamaka na mivaky misaraka roa [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | écartement [1.13] | |
Tovy hevitra | fihataka | |
Fivaditsoratra | famisaka, fisamaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |