Teny iditra | samaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tataka ka misaraka roa: Samaka ilay hazo nifandroritan' ny ankizy. [1.1] | |||||||||||||||
Velatra mirantsana [1.13] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Disjoint, séparé, comme les branches d'un arbre, détaché, écarté, fendu en deux, qui bâille, qui fait fourche [1.3] | |||||||||||||||
Palmé [1.13] | ||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | samaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | écart [1.13] | |||||||||||||||
Tovy hevitra | fihatahana | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | makasa, masaka, samaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |