Teny iditra fisaonana (saona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Alahelo na fahoriana lehibe noho ny fahafatesan-kavana
¶ Mariky ny alahelo namoy havana na olona ambony eo amin' ny firenena izay heverina fa alahelovan' ny ambanilanitra: Betsaka ny zavatra nofadina nandritra ny fisaonana ny mpanjaka fahiny raha nisy mpanjaka niamboho [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy mourning [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay deuil [Hallanger 1974]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31