Teny iditra | saona | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Fanehoana mariky ny alahelo amin' ny famoizana havana nodimandry: Tsy mbola afa-tsaona andrainy izy [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | mourning for the dead [Hallanger 1973] | ||||
Fandikana frantsay | deuil; lamentations pour un mort [Hallanger 1974] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Teny iditra | saoña | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | [Sihanaka] saonjo [Rakotosaona 1975] | ||||
Fandikana frantsay | et SAONY Prononciation de saonjo en plusieurs régions de la côte Est : Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae). [Boiteau 1997] | ||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||
Anarana siantifika | Colocasia esculenta | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/10/12 |
![]() |