Teny iditra fisaonana (saona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Alahelo na fahoriana lehibe noho ny fahafatesan-kavana
Mariky ny alahelo namoy havana na olona ambony eo amin' ny firenena izay heverina fa alahelovan' ny ambanilanitra: Betsaka ny zavatra nofadina nandritra ny fisaonana ny mpanjaka fahiny raha nisy mpanjaka niamboho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Mourning [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Deuil [1.8]
Ohatra 
1ary ny fisaonana dia tsy misy. [2.857]
2Horohoro sy fisaonana no nanjaka tao Marovato. [2.472]
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20