|
|
|
|

Teny iditra1  fisarangotana
Fototeny  2  sarangotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Famikirana mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra ny hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy: Tsy hay lazaina, hono, ny fisarangotan' ny olona maty andrano amin' ilay olona mamonjy azy

Fivaditsoratra  5  fisarangotana, fisarongatana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21