|
|
|
|

Teny iditra1  fisaronana
Fototeny  2  sarona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fiafenana, firakofana ao anaty...: Taloha didy mihitsy tamin' ny tany sasantsasany ny fisaronan' ny vehivavy ao anaty lamba rehefa mivoako [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12