Teny iditra | fisatroka (satroka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina misatroka: Mampihomehy ny fisatrok' ilay Rangahy iny fa ny tokony ho eo anoloana no ataony ao aoriana [1.1] | |
Fivaditsoratra | faritsoka, firotsaka, fisatroka, fisokatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |