|
|
|
|

Teny iditra1  fisatroka
Fototeny  2  satroka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina misatroka: Mampihomehy ny fisatrok' ilay Rangahy iny fa ny tokony ho eo anoloana no ataony ao aoriana

Fivaditsoratra  5  faritsoka, firotsaka, fisatroka, fisokatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05