|
|
|
|

Teny iditra1  fisatry
Fototeny  2  satry
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina misatry, na manao araka ny sitraky ny fo, saingy tsy fampiasa afa-tsy amin'ny fombampitenenana hoe "fisatry fanahy"

Fivaditsoratra  5  fisatry, fisitra, safitry

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21