Teny iditra | fisavihana (savika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fisarangotana, fifikirana, famikirana: Ny fisavihany ny rantsan-kazo teo amoron-drano no tsy nahafaty an-drano azy Fandraisana (omby) amin' ny tandrony na ny vozony mba hampianjera azy: Kinga izany raha olona amin' ny fisavihana omby! Fihamboana zavatra tsy an' ny tena: Fisavihana fananan' olona fotsiny ny an-dRangahy io [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |