Teny iditra savika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitolomana hanjera...; fanaovana an-keriny hamotraka na handavo: Voararan' ny fanekem-pokonolona taloha ny savika omby
¶ Fihamboana ho manana zo tsy ananana. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay (tout l'île). Sens général : action de s'accrocher. Pour les plantes : avoir des vrilles ou des crampons, des organes permettant de s'accrocher. D'où les verbes  misavika, manavika, savihina [Boiteau 1997]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/12/11