Teny iditra | 1 fisavihana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 savika |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fisarangotana, fifikirana, famikirana: Ny fisavihany ny rantsan-kazo teo amoron-drano no tsy nahafaty an-drano azy Fandraisana (omby) amin' ny tandrony na ny vozony mba hampianjera azy: Kinga izany raha olona amin' ny fisavihana omby! Fihamboana zavatra tsy an' ny tena: Fisavihana fananan' olona fotsiny ny an-dRangahy io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |