Teny iditra fisedra (sedra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina misedra na mitsapa ny hatsara na hamafin' ny zavatra iray [Rajemisa 1985]

Teny iditra fisedra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy singan'ny zaka iray manana endrika voatokana fanaovana fitsapana [SLP 1986]
Famaritana frantsay éprouvette [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06