Teny iditra (1/2) | 1 sedra |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Andrana, fitsapana zavatra mba hanamarinana ny maha-izy azy marina, ny maha-tsara na maha-sarobidy azy. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a trial 5 tried or tested [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 éprouvé [1.8] 7 épreuve [1.13] |
Ohatra |
8 Vazaha roa lahy koa, mahery fo sy sahy sedra, no nalefa nitondra basy tany Ambodivoara. [2.472] |
Sampanteny |
|
Lohateny |
|
Teny iditra (2/2) | 15 Sedra |
Singan-teny | 16 sedra |
Sokajin-teny | 17 anarana (lohatenin' boky) |
Voambolana |
18 Haisoratra: boky |
Mpanoratra |
19 Andriamanantena Georges |
Mpanonta printy |
20 , 1993 |
Fivaditsoratra | 21 Sedra, sedra, Sedra, sedra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08 |