|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fisedra
Fototeny  2  sedra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina misedra na mitsapa ny hatsara na hamafin' ny zavatra iray

Teny iditra (2/2)5  fisedra
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.13] singan'ny zaka iray manana endrika voatokana fanaovana fitsapana
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.13] éprouvette
Voambolana  9  Haitao

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20