Teny iditra | fisehoana (seho) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fanoloran-tena ho hita: Anio no fisehoan' ireo olom-boafidy voalohany ¶ Fanombohana ho hita, ho fantatra: Tsy saro-pantarina ny fisehoan' ny kitrotro eo amin' ny ankizy ¶ Fitrangana, fiposahana: Mahafinaritra ny fisehoan' ny volana amin' ilay takarivan-dohataona iny [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | apparition ¶ fisehoan-javatra mihovitra: phénomène vibratoire. [SLP 1986] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |