|
|
|
|

Teny iditra1  fisesehana
Fototeny  2  sesika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fidirana mirohotra an-keriny: Tsy tafiditra tao amin'ny trano fanaovam-pety aho noho ny fisesehan'ny olona.
Hafenoan-javatra be loatra toa naiditra natao letrezana: Tsy ahitana hipetrahana ny fisesehan'ny entana ato an-tranonareo.
Fihinanana manao be ambosika: Harary ity zaza ity noho ny fisesehany hanina be loatra.

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11