Teny iditra fisesika (sesika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina misesika, na miditra mirohotra an-keriny, mihinana manao be ambosika. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20