|
|
|
|

Teny iditra1  fisiana
Fototeny  2  isy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran'ny zavatra misy, manana ny mahaizy azy: Ny fisian'ny fanahy dia eken'ny firenena malagasy, fa hoy izy hoe "Ny fanahy no olona"
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] existence
Voambolana  6  Filôzôfia

Fivaditsoratra  7  anifisa, asafiny, fanisia, fisaina, fisiana, nisafay, safinay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21