| Teny iditra | 1 fisintahana |
| Fototeny | 2 sintaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fialana ny tokantrano, fisarahana amin'ny vady: Ny vehivavy no manao fisintahana fa tsy ny lehilahy akory.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 5 fihantsiana, fisintahana, 6 ifantsihana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|