|
|
|
|

Teny iditra1  sintaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fialan' ny vehivavy amin' ny vadiny sy ny tokantranony hisara-panambadiana.
4  [1.78] [Sihanaka] mpanambady
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  10  antsaki, antsaky, antsika, asintak, itsakan, kiantsa, kinatsa, natsiak, natsika, nitsaka, sintaka, tsaikan, tsanaky, tsinaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21