Teny iditra fisiontsiona (siontsiona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban'ny olona misiontsiona, mivezivezy atsy sy ary, mihataka somary menamenatra fa tsy tanteraka ny nokasaina. [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23