Teny iditra fisisika (sisika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina misisika na mitsofoka amim-pahakingana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fisisika (sisika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-piravaka paingorina amin' ny akanjo, karazam-paingotra zary haingo itanana fitafiana toy ny karavaty [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy [Mod. s. from misisika (sisika).] A brooch, a hair-pin. See kavina. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31