Teny iditra (1/2) | 1 fisisika |
Fototeny | 2 sisika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina misisika na mitsofoka amim-pahakingana |
Teny iditra (2/2) | 5 fisisika |
Fototeny | 6 sisika |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Karazam-piravaka paingorina amin' ny akanjo, karazam-paingotra zary haingo itanana fitafiana toy ny karavaty |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] [Mod. s. from misisika (sisika).] A brooch, a hair-pin. See kavina. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |