Teny iditra fisodisodiana (sodisody)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiverimberenana manodidina zavatra na olona imbetsaka toa mizaha taratra, fihaodihaodiana. [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31