|
|
|
|

Teny iditra1  fisokoana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fidirana tsimoramora: Tsarovy fa lasa ohatra ny fisokon'ny ron-gisa hilazana zavatra mitsofoka tsimoramora nefa misy asany.
Fitsofohana mangingina tsy misy mahita: Tsy azo anomezan-tsiny azy ny fisokoany namangy ny havany tany amin'ny hopitaly.
Fangalaran-javatra mangingina: Tsy hita mihitsy ny fisokoan'ny adalo an'ilay bokiko.
Fanampohana, fisovohana: Ny fisokoan'ny fahavalo.
Fototeny  4  soko

Fivaditsoratra  5  anofisako, fisokoana, nisafoako

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21