Teny iditra | soko | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | [Taisaka] fandehanana moramora mba hisambotra [Rakotosaona 1975] | |||
Fakana miafina, fijokoana; fahatongavana mangingina tsy ampoizina; fandehanana tsy an-kiteniteny hitsikilo na hijery taratra. [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | the act of approaching stealthily [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | action de s'approcher doucement [Hallanger 1974] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny mitovy hevitra | sokosoko | |||
Teny iditra | soko | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Famaritana malagasy | [Sihanaka] ngita: soko volo [Rakotosaona 1975] | |||
Teny iditra | soko | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | [Tanosy] kankana [Rakotosaona 1975] | |||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |||
Teny iditra | Soko | |||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |||
Fandikana anglisy | Sochoh [Baiboly] | |||
Fandikana frantsay | Soko [Baiboly] | |||
Voambolana | Soratra Masina | |||
Teny mitovy hevitra | Sokao | |||
Teny nalaina | Toko sy andininy momba Soko | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |