Teny iditra | 1 fisomebiseby |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fiheninkenenana etsy sy eroa, fisahiranana mankatsy mankaroa: Izany fisomebisebin-dry zareo tompon-draharaha amin'ny famadihana! |
Fototeny | 4 somebiseby |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |