| Teny iditra | 1 fisondrotana |
| Fototeny | 2 sondrotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fiakarana ambony, fisavoanana: i>Jereo ny fisondrotr'iry aeroplanina.
5 Fitomboana: Haingana dia haingana izany fisondrotry ny rano izany! / Ny irinay dia ny fisondrotan-karama. 6 Fitomboana vidy: Tsy anerany ny fisondrotry ny vidimpiainana ankehitriny. 7 Fiakarana voninahitra: Mazàna ny fisondrotana voninahitra mahatonga hiavonavona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 a promotion, a rise in dignity
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 promotion; augmentation
[1.8] 10 épiaison des céréales [1.196] |
| Ohatra |
11 Hiala aho raha tsy mahazo fisondrotana haingana.
[2.5#]
12 Ka ankehitriny, dia mananika ny tohatry ny fisondrotana izahay. [2.298#] 13 Fantatry ny mpahay toekarena izany ka io no antsoiny hoe "fisondrotana tsisy fandrosoana. [4.27#] |
| Tovy hevitra | 14 fisondrotra |
| Fivaditsoratra | 15 Andranofotsy, fisondrotana, 16 itsofan-drano |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|