|
|
|
|

Teny iditra1  fisorohana
Fototeny  2  soroka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fanalana tany na ahitra amin'ny angady ka asosa fotsiny hisafo ny tany ny vohony: Tsy dia raharaha sarotra loatra akory ny fisorohana ny ahitra amin'ity lalan-kely ity.
Fidifiana, fanalana mialoha: Mba ho fisorohana ny loza no ilazako izany aminao. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fihosorana, 6 fisorohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12