Teny iditra fisoroka (soroka)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina misoroka, manala tany na ahitra amin'ny angady, izay asosa tsy dia lalina loatra ny vohony, na fomba entina midify na miala mialoha amin'ny...
Azo sorohina [1.1]

Teny iditra fisoroka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Harato atoraka (époussette) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31