Teny iditra fisosana (sosa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fizorana tsy miato: Tsy azo aato ny fisosan' ny andro sy ny volana
Fandehanana milamina tsy misy manakantsakana na manelingelina: Mampisaotra an' Andriamanitra ny fisosan' ny raharahantsika
Fikorisana amin-javatra malama; fisononohana eo ambony rano: Endre izany fisosan' ny lahanay tamin' iny takariva diavolana iny [1.1]
Tovy hevitra fisosa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20