|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sosa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fikorisana amin-javatra malama; fizorana tsy miato; fandehanana milamina tsy misy misakantsakana na manelingelina; fikorianan' ny rano sy fisononokan' ny lakana na sambo [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)22  sosa
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24 vodin-javamaniry fihinana any an'efitra [Taisaka] [1.78]
25 Zavamaniry mandady fihinam-body, karazan' oviala [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  26 (toute l'île) orthographe préférée à soso par Malzac (sens général : action de glisser rapidement et sans secousse ; allusion à la pirogue sur laquelle on embarquait toujours ces tubercules ; mais c'est aussi la plante mâle par excellence et le nom peut cacher un sens plus libidineux). Nom donné aux Dioscorea (Dioscoreaceae) à tubercule comestible. Notamment, suivant les dialectes :
27 Dioscorea bemandry Jum. et H.Perrier (Dioscoreaceae) [Sakalava, Betsileo]
28 Dioscorea analalavensis Jum. et H.Perrier ; réf. Perrier 8241 B (Perrier écrit « soso »), et Dioscorea soso Jum. et H.Perrier (Dioscoreaceae) [Sakalava, Tsimihety]
29 Dioscorea trichopoda Jum. et H.Perrier ; réf. Seyrig 221 ; le même échantillon a été déterminé Dioscorea analalavensis Jum. et H.Perrier par Burkill (1949) ; Dioscorea ovinala Baker, (Dioscoreaceae) réf. Seyrig 221. Ces trois espèces semblent avoir été souvent confondues y compris par les botanistes. Voir aussi soso [Bara] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)35  Sosa
Sokajin-teny  36  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  37 Shushan [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  38 Suse [2.996]
Ohatra  39  Nasain'ny mpanjaka natao izany, ka navoaka tao sosa ny didy. [2.996]
Voambolana  40  Soratra Masina
Tovy hevitra  41 sosana
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  42 Toko sy andininy momba Sosa

Fivaditsoratra  43 saso, sosa, Sosa

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/23