|
|
|
|

Teny iditra1  fisosana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fizorana tsy miato: Tsy azo aato ny fisosan' ny andro sy ny volana
Fandehanana milamina tsy misy manakantsakana na manelingelina: Mampisaotra an' Andriamanitra ny fisosan' ny raharahantsika
Fikorisana amin-javatra malama; fisononohana eo ambony rano: Endre izany fisosan' ny lahanay tamin' iny takariva diavolana iny
Fototeny  4  sosa
Tovy hevitra  5  fisosa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11