Teny iditra | 1 fisovohana |
Fototeny | 2 sovoka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanatonana mangingina, antsokosoko: Ny fisovohan'ny hatsiaka no nahavoa azy. Fahatongavana tampoka, fanampohana: Ny fisovohan'ny fahavalo no ahina isan'alina izao. [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |